IKM

IKM ANTSAHAVOLA

 

 

G17

 

 

Ikm 177

 

Ao amin'ny IKM Antsahavola i Fredy JAOFERA

 

Ikm 189

 

 Mamaky ny mombamomba an'i Fredy JAOFERA Ramatoa Hanitra Olive RAMANANTENASOA eto amin'ny sary. 

 

 

Ikm 178

 

Manao rango-pohy ( dédicaces) an'ireo bokiny lasan'ny olona ao amin'ny Ivotoeran'ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola i Fredy JAOFERA eto. Kavia be ny lehilahy !...

 

Ikm 179

 

Nanao ANTSA TONONKALO tao amin'ny IKM Antsahavola i Fredy JAOFERA tamin'ny Alarobia 12 Marsa 2014 amin'ny 2 ora sy fahefany tolakandro. Rehefa tapitra ny lanonana dia nisy ny fiaraha-maka sary ho fahatsiarovana.

 

Efjr 3302

 

 

Er 88

 

Moi 32

×