LYCEE KANANA

 

 

Ecrire 3

 

 

 

Noel 19

 

                         Maro amin'ny mpianatry ny Lycée Privé KANANA no mahafantatra sy mankafy ny sangan'asan'i Fredy JAOFERA hita amin'ny alalan'ny internet sy ny boky ka mba naniry izy ireo ny hisian'ny fihaonana rehefa mitsidika ny tanindrazana ny poety. Fikasana ihany ny an'ny olombelona fa noho ny sitrapon'Andriamanitra dia azo notanterahina izany ka tafahaona ny tia sy ny manina ny Asabotsy 04 Novembra 2017 maraina tao amin'io sekoly io. Famelabelarana mikasika ny literatiora sy fitantarana momba ny poety sy ny asasorany no resadresaka tamin'izany. Famaliana ny fanontanian'ireo mpianatra no namaranana ny fotoana sy ny fisaoran'ny mpianatra tamin'ny fahatongavana tany amin-dry zareo. Nahafinaritra sy nahaliana ary nahomby ny fihaonana.

 

 

V37

 

Z28

 

Zzz115

 

V16

 

V14

 

Dscf6909

 

V17

 

V18

 

D32 1

 

 

V26

 

V42

 

V24

 

V8

 

Fametrahana fanontaniana !....

 

V10

 

Noel 36

 

Dscf6997

 

Dscf6998

 

V19

 

Fanomezana avy amin'i Tahirisoa

 

V27

 

Fanomezana avy amin'ny Mpianatra rehetra

 

V40

 

V39

 

V38

 

 

V69

 

V70

 

V71

 

Noel 34

 

 

Noel 38

 

Moi 318

 

Haisoratra 3

 

×