Ireto sary ireto dia ampy !...

 

Gif 11

 

 

 

1o

 

 

Ireo Mpanorina ny Fikambanana HAVATSA-UPEM sampana Frantsa

 

 

 

Elia

 

Tonga tany Antananarivo i Fredy JAOFERA tamin'ny Oktobra 2012 nanatrika ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Fikambanan'ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy na HAVATSA-UPEM. Eto izy dia miara-maka sary amin'ny Ministra Elia RAVELOMANANTSOA sy Ramatoa Thina ANDRIAFALY (etsy ambony), ny Filoha Iharilanto ANDRIAMANGATIANA (eto ambany amin'ny farany ankavanana) ary ireo mpanoratra namana vitsivitsy ao anatin'ny Fikambanana.

 

Re 3

 

Nanapaka ny mofo mamy tamin'ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Havatsa

 

Re 4

 

 Nifety tao Sahamadio

 

Re 2

 

Niara-naka sary tamin'ny Ministry ny Kolontsaina sy ny Vakoka, Ramatoa Elia RAVELOMANANTSOA, ary ireo namany akaiky i Fredy JAOFERA tamin'ny nahazoany ny mari-boninahitra "Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture" avy amin'ny Repoblikan'i Madagasikara.

 

Moramanga 1

 

 

Moramanga

 

 

Fredy JAOFERA niantsa ny tononkalony hoe : RY FIRENEKO nanoloana ny vahoaka tao amin'ny Kianja fanaovam-baolina (tribune) tao Moramanga tamin'ny 1991.

 

 

Eric 515

 

 

Ny poeta roalahy, RHA Nary sy Fredy JAOFERA,  mbola vao avy nifoha ary dia niara-nisakafo maraina tao Antsirabe.

 

Upem 1 jpeg

 

Niara-naka sary tamin'ny Filoha Céléstin ANDRIAMANANTENA ny HAVATSA teny Amboditsiry tamin'ny Fankalazana ny faha-40 taonan'ny Fikambanana.

 

Toulouse

 

Fredy JAOFERA tany Toulouse

 

Moramanga 5

 

Zzz80

 

40 taona ny HAVATSA tamin'ny 1992

 

Moramanga 3

 

 

Upem 1

 

Tao amin'ny TRANOMBOKIM-PIRENENA nandritra ny Herinandron'ny HAVATSA tamin'ny 1994

 

Fiap

 

 

Nikabary tao amin'ny FIAP i Fredy JAOFERA

 

Molsheim

 

Ny Fikambanan'ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy (HAVATSA -UPEM) sampana Frantsa dia nasaina tamin'ny 5è Festival International d'Art et de la Poésie natao tany Molsheim ny Asabotsy 27 sy Alahady 28 Septambra 2008 tao amin'ny Hotel de la Monnaie. Tany i Fredy JAOFERA.

 

Havatsa 4000

 

 

Medaly 1

 

 

Medaly 6

 

Medaly 4

 

 

Ecrivains 6

 

Moi 160

 

 

Moi 545

×